feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-207.txt
2026-01-24 17:13:17 +01:00

6 lines
570 B
Text
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

M0:|t:FFPM 207 Mamy ny teninao|a:Maintimolaly|r:666688|h:John Darwall 1731-1789|c:D|m:4/4
I0:ffpm-208.txt:^(M|Y)
Y1:Mamy ny Teninao,/Jehova\h Masina!/Sy to ny Teninao,/Tsy azo ovana;/Ny lanitra ho levona/Fa tsy simba ny Teninao!
Y2:Madio ny Teninao/Ka tsara indrindra,/Di_a fahendrena/Ho anny adala,/Mahafaka ny maizina/Ka mitondra ny mazava!
Y3:So_a ny Teninao/Mahatsara ny fo/Fa ao no hitanay/Misy Mpanavotra,/Jeso, Loharanonaina/Mahasasa ny meloka!
Y4:Irinny foko koa/Ny Teny masina/Noho ny harena/Na fananana be;/Ny Teninao no tanako/Ho lovako mandrakizay!