7 lines
570 B
Text
7 lines
570 B
Text
|
|
M0:|t:FFPM 207 Mamy ny teninao|a:Maintimolaly|r:666688|h:John Darwall 1731-1789|c:D|m:4/4
|
|||
|
|
I0:ffpm-208.txt:^(M|Y)
|
|||
|
|
Y1:Mamy ny Teninao,/Jehova\h Masina!/Sy to ny Teninao,/Tsy azo ovana;/Ny lanitra ho levona/Fa tsy simba ny Teninao!
|
|||
|
|
Y2:Madio ny Teninao/Ka tsara indrindra,/Di_a fahendrena/Ho an’ny adala,/Mahafaka ny maizina/Ka mitondra ny mazava!
|
|||
|
|
Y3:So_a ny Teninao/Mahatsara ny fo/Fa ao no hitanay/Misy Mpanavotra,/Jeso, Loharanon’aina/Mahasasa ny meloka!
|
|||
|
|
Y4:Irin’ny foko koa/Ny Teny masina/Noho ny harena/Na fananana be;/Ny Teninao no tanako/Ho lovako mandrakizay!
|