11 lines
929 B
Text
11 lines
929 B
Text
M0:|c:Ab|m:4/4 Miadanadana|t:FFPM 725 Alina ny andro|a:William Edward Cousins 1840-1939|h:(Old St. Co., P.88)|r:PM
|
||
U0:z0:4444 88/ 4444 84/4 88 G/ 4444 448/ 4444 444/4 88 C/488G
|
||
N1:#s, mdtrds mdtrds sltd s'mrtdmr s'mrtdmr rmFs tdrd
|
||
N2:#m, s5m s5m mffs 17 lt fmfm
|
||
N3:#t, ddrtd 4rtd 4rm mdtrddt mdtrddt tddr rdtd
|
||
N4:#d, dmsfmd dmsfmd dfrd 3sfmds ddsfmds sdls slsd
|
||
Y1:Alina ny andro,/Ka\ efa mba hatory/Ny masonay;/Hi_anao, Jehova\h ô!/‘Zay tsy mety sasatra,/No aronay./No aronay.
|
||
Y2:Lasa ny mazava,/Ka ny maso_andro/Tsy hitanay:/Tsy matahotra\ izahay,/Hi_anao an-danitra/Mahita\ anay/Mahita\ anay.
|
||
Y3:Fa ny kintana\ eny,/Efa manazava/Ny di_anay;/Ko_a tsy nafo_inao,/Fa nasehonao ireo/Ho tokinay./Ho tokinay.
|
||
Y4:Alina sy andro/Samy mba manaiky/Ny tendrinao;/Tonga re ny maizina,/Nefa: tsy ilaozanao/Ny olonao/Ny olonao.
|
||
Y5:Eto ny mazava/Di_a manam-petra;/Fa\ ao aminao;/Tsy mba misy alina,/Fa mamirapiratra/Ny tavanao/Ny tavanao.
|