M0:|c:Ab|m:4/4 Miadanadana|t:FFPM 725 Alina ny andro|a:William Edward Cousins 1840-1939|h:(Old St. Co., P.88)|r:PM U0:z0:4444 88/ 4444 84/4 88 G/ 4444 448/ 4444 444/4 88 C/488G N1:#s, mdtrds mdtrds sltd s'mrtdmr s'mrtdmr rmFs tdrd N2:#m, s5m s5m mffs 17 lt fmfm N3:#t, ddrtd 4rtd 4rm mdtrddt mdtrddt tddr rdtd N4:#d, dmsfmd dmsfmd dfrd 3sfmds ddsfmds sdls slsd Y1:Alina ny andro,/Ka\ efa mba hatory/Ny masonay;/Hi_anao, Jehova\h ô!/‘Zay tsy mety sasatra,/No aronay./No aronay. Y2:Lasa ny mazava,/Ka ny maso_andro/Tsy hitanay:/Tsy matahotra\ izahay,/Hi_anao an-danitra/Mahita\ anay/Mahita\ anay. Y3:Fa ny kintana\ eny,/Efa manazava/Ny di_anay;/Ko_a tsy nafo_inao,/Fa nasehonao ireo/Ho tokinay./Ho tokinay. Y4:Alina sy andro/Samy mba manaiky/Ny tendrinao;/Tonga re ny maizina,/Nefa: tsy ilaozanao/Ny olonao/Ny olonao. Y5:Eto ny mazava/Di_a manam-petra;/Fa\ ao aminao;/Tsy mba misy alina,/Fa mamirapiratra/Ny tavanao/Ny tavanao.