feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-398.txt
2026-01-06 16:09:29 +01:00

7 lines
1 KiB
Text
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

M0:|c:G|m:4/4|r:87877788|a:Hans Adolf Brorson 16941764 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|h:Louis Bourgeois 1510-1561|t:FFPM 398 Iza no hiara-dia
I0:ffpm-331.txt:^(M|Y)
Y1:Iza no hi_ara-di_a/Ho arỳ an-danitra,/${D:Ka hanaiky sy ho ti_a/AnAndri_amanitra?/}Ry mikatsaka ny To,/Atolorinao, ny fo;/I\zao tontolo\ izao, ari_o,/Ka ny lanitra fidi_o.
Y2:Sao ho lany aminota/Ny anjara andronao,/${D:Ka ny helo valinota/No hanjary lovanao;/}Mi_ovà re hatrizao,/Miverena hi_anao:/Tadi_avonao toko_a/Ny Mpamonjy Tompo so_a.
Y3:Mba avi_a, mi_anara/I\zay fitondrantena vao/${D:Mikeleza aina tsara,/Ka reseo ny nofonao,/}Aza mba mamindra fo/Amin-dratsy ao am-po,/Fa ongoty avoko_a/I\zay misakana ny so_a.
Y4:Tsy mba misy lalan-kafa/Hi_akaranao, ho ao,/${D:Koa andeha manahafa/Ny nataonny Tomponao./}Tsy mba mahavonjy\ anie/Ny fahaizan-dehibe;/Ra\ha ny nofo no hajaina,/Dia ho very re ny aina.
Y5:Dia ny lanitra katsaho/Ho anjara lovanao;/${D:Ny Mpamonjy angataho/Ho mpitarika anao,/}Fa izay mpi_anany/Di_a hotantanany,/Iza no hi_ara-di_a?/Mitsangàna ka avi_a!