8 lines
1 KiB
Text
8 lines
1 KiB
Text
|
|
M0:|c:G|m:4/4|r:87877788|a:Hans Adolf Brorson 1694–1764 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|h:Louis Bourgeois 1510-1561|t:FFPM 398 Iza no hiara-dia
|
|||
|
|
I0:ffpm-331.txt:^(M|Y)
|
|||
|
|
Y1:Iza no hi_ara-di_a/Ho arỳ an-danitra,/${D:Ka hanaiky sy ho ti_a/An’Andri_amanitra?/}Ry mikatsaka ny To,/Atolorinao, ny fo;/I\zao tontolo\ izao, ari_o,/Ka ny lanitra fidi_o.
|
|||
|
|
Y2:Sao ho lany amin’ota/Ny anjara andronao,/${D:Ka ny helo valin’ota/No hanjary lovanao;/}Mi_ovà re hatrizao,/Miverena hi_anao:/Tadi_avonao toko_a/Ny Mpamonjy Tompo so_a.
|
|||
|
|
Y3:Mba avi_a, mi_anara/I\zay fitondrantena vao/${D:Mikeleza aina tsara,/Ka reseo ny nofonao,/}Aza mba mamindra fo/Amin-dratsy ao am-po,/Fa ongoty avoko_a/I\zay misakana ny so_a.
|
|||
|
|
Y4:Tsy mba misy lalan-kafa/Hi_akaranao, ho ao,/${D:Koa andeha manahafa/Ny nataon’ny Tomponao./}Tsy mba mahavonjy\ anie/Ny fahaizan-dehibe;/Ra\ha ny nofo no hajaina,/Dia ho very re ny aina.
|
|||
|
|
Y5:Dia ny lanitra katsaho/Ho anjara lovanao;/${D:Ny Mpamonjy angataho/Ho mpitarika anao,/}Fa izay mpi_anany/Di_a hotantanany,/Iza no hi_ara-di_a?/Mitsangàna ka avi_a!
|