12 lines
1.3 KiB
Text
12 lines
1.3 KiB
Text
M0:|c:Bb|m:4/4|t:FFPM 141 Efa resy izao|h:H. Duvernoy 1820-1906|a:Ed. Monod 1842-1898 nad. G. Mondain 1872-1954 (Dikany malalaka)|r:67666767
|
|
U0:zC:y 844 C4 4444 84/4 6244 (444)4 4444 C/4 4444 C(22) 4444 84/4 4444 C22 4(22)44 C
|
|
Q0:${N:New}N2:#r, ssmfsmssfllss/ rrrssswwssssFs/ s7ws4ls/ ddtlSlllsswsss
|
|
N1:#s, ssdrmddtlfrdt/ sllttdwwmrdtls/ stdrtdswrmfrfm/ mmrdtlfrtdwrtd
|
|
N2:#r, ssmfsmssfllss/ rrrssswwssssFs/ s7ws6/ ddtlSlllsswsss
|
|
N3:#s, s6dddrrmr/ tr4dwwdrmrdt/ trmfrmmdtdrtdd/ s'2fmrdrrrmwfrm
|
|
N4:#t,, s2d4mffrfss/ sFFffmsmdtdrrs/ s7ws4dd/ d'd'Slmfrfsmdssd
|
|
Y1:Efa resy izao/na dia ny fasana\ aza,/Ka asandrato re/ny hira sy ny feo,/Jesosy nampikoy/Lay rafy 'zay nandoza,/Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?
|
|
Y2:Lasa\ ilay tahotrao,/ry foko 'zay malemy,/Fa torotoro 'zao/ny fahavalonao,/Tsy nahatohitra/ny sandrin'i Jesosy;/Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?
|
|
Y3:Efa lasa tokoa/ny ozona rehetra,/Nasehon'i Jeso,/miharihary\ izao,/Ny fiti_avany/izay tsy misy fetra./Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?
|
|
Y4:Kristy no santatra:/ny lalana mankany/Ho ao an-tranon-dRay,/mivoha tsara\ izao./Ny fifali_ana/manerana ny tany./Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?
|
|
Y5:Kristy no fiainana:/izay matahotra\ Azy/Omeny tanjaka,/fanahy, fo vaovao./Ka\ ataony velona,/mpandresy tahaka\ Azy,/Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?/
|