Y1:Efa resy izao/na dia ny fasana\ aza,/Ka asandrato re/ny hira sy ny feo,/Jesosy nampikoy/Lay rafy 'zay nandoza,/Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?
Y4:Kristy no santatra:/ny lalana mankany/Ho ao an-tranon-dRay,/mivoha tsara\ izao./Ny fifali_ana/manerana ny tany./Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?
Y5:Kristy no fiainana:/izay matahotra\ Azy/Omeny tanjaka,/fanahy, fo vaovao./Ka\ ataony velona,/mpandresy tahaka\ Azy,/Ry fa\hafatesana\ ô!/Aiza moa ny herinao?/