10 lines
1.5 KiB
Text
10 lines
1.5 KiB
Text
M0:|c:G|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 127 Tahaka ny masoandro miseho|a:Thomas Hansen Kingo 1634-1703, Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|h:O. Ahnfelt 1813-1882|r:11.10.11.10.D
|
|
U0:z0:${x4} 4y4y4y42z2/ 4y4y4y8/ ${x0}
|
|
N1:#s, dssmrrlrddt/ ltdsffmrrd/ dssmrrlrddt/ ltdsffmrrd/ #d smmlssfsffm/ smmlssfsfm/ #s, mrrdttlrddt/ ltdsffmrrd
|
|
N2:#f, s4llfllss/ fslsllsttd/ s6Fslls/ Fssslddttd/ d6ttrrd/ d6ttrd/ dttlsslllss/ fslsllstts
|
|
N3:#t, mmmdr7/ d4rrdffm/ mmmdttrtdmr/ rrmmflssfm/ mssfmmrrsss/ mssfmmrrss/ ssfmmrdffmr/ d4rrdffm
|
|
N4:#r, d4ffrffsslffmffsssd/ d4ssrrFss/ lssdffsssd/ d6s3dd/ d6s3d/ dsslmmfrrss/ lffmffsssd
|
|
Y1:Tahaka ny maso_andro miseho,/Sady mamiratra tsara izao;/To_y ny heriny\ izay mahale_o,/Na di_a takon'ny rahona tao./Tahaka\ izany Jesosy Mpamonjy/Izy nitsangana velona\ indray/Ry olombelona i\zay vo_avonjy,/Mba miderà Azy mandrakizay.
|
|
Y2:Saotra\ aman-dera sy laza sy hery/Aoka ho Azy hatramin'izao,/Izy nanafaka ny olom-bery,/Indro ny fasana vaky sy lao,/Izy nanafaka ny vavahady,/Aiza, ry fahafatesana ô!/Aiza ny herinao sahy mi_ady/Amin'ny mino sy amin'ny to ?
|
|
Y3:Jesosy Mpamonjy ô! Mba hasoavy/Ka mba arovy ny mino Anao,/Ka ny fanahinao aoka ho avy/Mba hanazava ny fonay izao;/Ary tantano i\zahay tsy hani_a,/Fa Hi_anao no mpi_aro anay!/0! ry Mpamonjy anay, mba avi_a,/Ka mba vonjeo, fa mi_andry\ izahay.
|
|
Y4:Jeso, i\zahay te-hisaotra toko_a/Noho ny so_a nomenao anay:/Teraka teto nitondra ny so_a,/Dia ny fi_ainana mandrakizay./Saotra omenay anao I\zay nijaly,/Nefa natsangan'ny Rainao indray,/Rahatrizay izahay dia hifaly/Any an-danitra mandrakizay!//
|