Y2:Saotra\ aman-dera sy laza sy hery/Aoka ho Azy hatramin'izao,/Izy nanafaka ny olom-bery,/Indro ny fasana vaky sy lao,/Izy nanafaka ny vavahady,/Aiza, ry fahafatesana ô!/Aiza ny herinao sahy mi_ady/Amin'ny mino sy amin'ny to ?
Y3:Jesosy Mpamonjy ô! Mba hasoavy/Ka mba arovy ny mino Anao,/Ka ny fanahinao aoka ho avy/Mba hanazava ny fonay izao;/Ary tantano i\zahay tsy hani_a,/Fa Hi_anao no mpi_aro anay!/0! ry Mpamonjy anay, mba avi_a,/Ka mba vonjeo, fa mi_andry\ izahay.
Y4:Jeso, i\zahay te-hisaotra toko_a/Noho ny so_a nomenao anay:/Teraka teto nitondra ny so_a,/Dia ny fi_ainana mandrakizay./Saotra omenay anao I\zay nijaly,/Nefa natsangan'ny Rainao indray,/Rahatrizay izahay dia hifaly/Any an-danitra mandrakizay!//