feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-103.txt
2026-01-06 16:09:29 +01:00

21 lines
1.7 KiB
Text
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

M0:|c:Bb|m:4/4|r:L.M.|a:Thomas Hansen Kingo 1634-1703 Nad. C. Borchgrevink, 1841-1919|h:B. Gesius 1560-1613 (eo ho eo)
U0:zC:${x3} 44444444/${x0} 4444444$Q4
N1:#f, m, lSltrdt/ tdrmdrtd/ mrdtlsfm, /tdrmldtl
N2:#d, mmmdflmS/ Slsssffm/ sssffsrt/ mml4Sl
N3:#s, m,ltllldm/ mmrddlrd/ drmrtdlS/ tlldfmrd
N4:#d, mdmfrflm/ #m, rdtdmfsd,/ dtdr#d, rmrm/ Slfdrmml
Y1:Ny hazo fijali_ana/Tsy maintsy hotsarovana!/Heno_y ry fanahiko,/Ny teninny Mpamonjiko.
Y2:Ny teny vo_alohany/Mihevitra ny rafiny:/«Mba mamelà ny helony,/Fa jamba ny fanahiny!»
Y3:Izaho koa Jesosy ô!/Dia jamba sady ratsy fo;/Ka mba jereo sy i_antrao,/fa te-ho tonga olonao.
Y4:I\lay meloka tanilany/Naniry mba horaisiny,/Nomeny toky tsara io:/«Ho any Paradisa\ anio»
Y5:Ra\ha avy ny anjarako/Ka tapitra ny androko,/Mba raiso aho, Tompo ô,/Ho any paradisanao.
Y6:Dia hitany ny reniny/Tomany teo akaikiny,/Toy ny tsindronin-defona/Ka feno fisento_ana.
Y7:Dia Jaona no natolony/Ho zanany ho solony./«Mba raisonao, ry Jaona ô/Ho reninao ny reniko!»
Y8:Tsarovy aho Tompo ô!/Ra\ha ao am-pahori_ako/Iraho ny mpi_anatrao/Hanampy ny mpanomponao!
Y9:Ny teniny fa\ha_efatra/No tena mampangovitra;/Ni_antso izy hoe: «Ry Ray,/Nahoana Aho no afoy ?»
Y10:Izao no dia nandaozana/Anao tam-pahori_ana;/Hahafaka ny tahotro,/Ra\ha tonga ny foto_ako.
Y11:Ny otako i\zay nentiny/Nahory ny fanahiny,/Ka nitarainany ho_e:/«Mangetaheta Aho re!»
Y12:Mangidy, ry Jesosy ô,/Ny loza ni_aretanao,/Ka aoka mba ho mamiko/Ny avotra, i\zay vitanao!
Y13:Hoy izy\ indray: «Tanteraka:»/He! Teny mahasambatra,/Tanteraka ny asany,/Vo_avotra ny olony.
Y14:Ny teny farany indray/Nilaza ny rahatrizay:/«Atolotro ny aiko i\zao,/Ry Ray, ho eo an-tanananao!»
Y15:Izany di_a mamiko/Hi_orina\ ao anatiko,/Ka teny hotononiko/Eo amim-pa\hafatesako!