M0:|c:Bb|m:4/4|r:L.M.|a:Thomas Hansen Kingo 1634-1703 Nad. C. Borchgrevink, 1841-1919|h:B. Gesius 1560-1613 (eo ho eo) U0:zC:${x3} 44444444/${x0} 4444444$Q4 N1:#f, m, lSltrdt/ tdrmdrtd/ mrdtlsfm, /tdrmldtl N2:#d, mmmdflmS/ Slsssffm/ sssffsrt/ mml4Sl N3:#s, m,ltllldm/ mmrddlrd/ drmrtdlS/ tlldfmrd N4:#d, mdmfrflm/ #m, rdtdmfsd,/ dtdr#d, rmrm/ Slfdrmml Y1:Ny hazo fijali_ana/Tsy maintsy hotsarovana!/Heno_y ry fanahiko,/Ny tenin’ny Mpamonjiko. Y2:Ny teny vo_alohany/Mihevitra ny rafiny:/«Mba mamelà ny helony,/Fa jamba ny fanahiny!» Y3:Izaho koa Jesosy ô!/Dia jamba sady ratsy fo;/Ka mba jereo sy i_antrao,/fa te-ho tonga olonao. Y4:I\lay meloka tanilany/Naniry mba horaisiny,/Nomeny toky tsara io:/«Ho any Paradisa\ anio» Y5:Ra\ha avy ny anjarako/Ka tapitra ny androko,/Mba raiso aho, Tompo ô,/Ho any paradisanao. Y6:Dia hitany ny reniny/Tomany teo akaikiny,/Toy ny tsindronin-defona/Ka feno fisento_ana. Y7:Dia Jaona no natolony/Ho zanany ho solony./«Mba raisonao, ry Jaona ô/Ho reninao ny reniko!» Y8:Tsarovy aho Tompo ô!/Ra\ha ao am-pahori_ako/Iraho ny mpi_anatrao/Hanampy ny mpanomponao! Y9:Ny teniny fa\ha_efatra/No tena mampangovitra;/Ni_antso izy hoe: «Ry Ray,/Nahoana Aho no afoy ?» Y10:Izao no dia nandaozana/Anao tam-pahori_ana;/Hahafaka ny tahotro,/Ra\ha tonga ny foto_ako. Y11:Ny otako i\zay nentiny/Nahory ny fanahiny,/Ka nitarainany ho_e:/«Mangetaheta Aho re!» Y12:Mangidy, ry Jesosy ô,/Ny loza ni_aretanao,/Ka aoka mba ho mamiko/Ny avotra, i\zay vitanao! Y13:Hoy izy\ indray: «Tanteraka:»/He! Teny mahasambatra,/Tanteraka ny asany,/Vo_avotra ny olony. Y14:Ny teny farany indray/Nilaza ny rahatrizay:/«Atolotro ny aiko i\zao,/Ry Ray, ho eo an-tanananao!» Y15:Izany di_a mamiko/Hi_orina\ ao anatiko,/Ka teny hotononiko/Eo amim-pa\hafatesako!