feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-658.txt
2026-01-06 16:09:29 +01:00

10 lines
794 B
Text

M0:|c:Bb|m:4/4 Miadana|a:P. Nilsen Lund 1842-1914|h:P. Nilsen Lund 1842-1914|t:FFPM 658 Tonga ny fahafatesana|r:9.9.10.9
U0:z0:844 844 (84)4 (88)/ 844 844 (84)4 G/ 844 (44)8 C4 44$Q8/ 844 844 (84)4 G
N1:#s, mrdsm,sltrds mrdsm,sltrd rrrm-mrdtls mrdsm,sltrd
N2:#d, sfmmdmfsssf sfmmdmf-fm s4-sslsFs sfmmdmf-fm
N3:#s, ds4ddrtdt ds4dds3 tttdwdrmrdt ds4dds3
N4:#d, d6fwfmr d6fssd s3dmstdrrs d6fssd
Y1:Tonga ny fahafatesana!/Ary jinjany ny velona;/Izy manapaka ny lehibe,/Sady mamira ny kely, re!
Y2:Nefa ny fasana maizina/Efa nidiran'ny Masina;/Izy nampody ny fi_ainana,/Resy ny fahafatesana.
Y3:Amin'ny manam-pino_ana,/Di_a mazava ny fasana,/Izy hitsangana finaritra/Noho jesosy Mpanavotra.
Y4:Resin'ny Tompo ny fasana,/Ko_a, ry fahafatesana,/Aiza izao, ny fanindronanao?/Aiza, ry helo, ny herinao?