M0:|c:Bb|m:4/4 Miadana|a:P. Nilsen Lund 1842-1914|h:P. Nilsen Lund 1842-1914|t:FFPM 658 Tonga ny fahafatesana|r:9.9.10.9 U0:z0:844 844 (84)4 (88)/ 844 844 (84)4 G/ 844 (44)8 C4 44$Q8/ 844 844 (84)4 G N1:#s, mrdsm,sltrds mrdsm,sltrd rrrm-mrdtls mrdsm,sltrd N2:#d, sfmmdmfsssf sfmmdmf-fm s4-sslsFs sfmmdmf-fm N3:#s, ds4ddrtdt ds4dds3 tttdwdrmrdt ds4dds3 N4:#d, d6fwfmr d6fssd s3dmstdrrs d6fssd Y1:Tonga ny fahafatesana!/Ary jinjany ny velona;/Izy manapaka ny lehibe,/Sady mamira ny kely, re! Y2:Nefa ny fasana maizina/Efa nidiran'ny Masina;/Izy nampody ny fi_ainana,/Resy ny fahafatesana. Y3:Amin'ny manam-pino_ana,/Di_a mazava ny fasana,/Izy hitsangana finaritra/Noho jesosy Mpanavotra. Y4:Resin'ny Tompo ny fasana,/Ko_a, ry fahafatesana,/Aiza izao, ny fanindronanao?/Aiza, ry helo, ny herinao?