10 lines
866 B
Text
10 lines
866 B
Text
M0:|c:D|m:4/4 Miadana|r:11.11.12.12.|a:P. Nilsen Lund, 1842-1914|h:P. Nilsen Lund, 1842-1914
|
||
U0:z0:84488 444484/4 84488 4444G/ 844844 444484/4 844844 4444G
|
||
N1:#r smlsmffrsfm/ slldsdr'dtls/ dmlssslsdmmr/ mfltdsddrdtd
|
||
N2:#t, d7ttrd/ mfflsmrmrdt/ md7mddt/ ddffmmsmfmrm
|
||
N3:#m msfssffs4/ d5s4Fs/ ssfmmmfms4/ sllssdddlsss
|
||
N4:#s, ddfmdrrsstd/ dfffmdtdrrs/ d10ss/ dffrddml'fs'sd
|
||
Y1:Indro, ny fiti_avana nijaly/Teo amin’ny hazo fijali_ana;/Ary ny ratsy nivonona hifaly/Handresy ny Zanakalahy Tokana.
|
||
Y2:Indro, Ny Fiti_avana mahery/Nitondra ny heloky ny olony;/Izy ni_ady hanafaka ny very,/Ny ainy no avotra ka natolony.
|
||
Y3:Izay nijaly mafy tao Golgota,/Voahombo ny tongotra\ aman-tanany;/Izy nisolo antsika\ izay mpanota,/Ka fadiranovana ny fanahiny.
|
||
Y4:Ô, ry Mpamonjy, mba hazòny aho/Hijery ny Hazo fijali_anao!/Olona meloka aho ka afaho/Hi_aloka amin’ny fiti_avanao.
|