M0:|c:D|m:4/4 Miadana|r:11.11.12.12.|a:P. Nilsen Lund, 1842-1914|h:P. Nilsen Lund, 1842-1914 U0:z0:84488 444484/4 84488 4444G/ 844844 444484/4 844844 4444G N1:#r smlsmffrsfm/ slldsdr'dtls/ dmlssslsdmmr/ mfltdsddrdtd N2:#t, d7ttrd/ mfflsmrmrdt/ md7mddt/ ddffmmsmfmrm N3:#m msfssffs4/ d5s4Fs/ ssfmmmfms4/ sllssdddlsss N4:#s, ddfmdrrsstd/ dfffmdtdrrs/ d10ss/ dffrddml'fs'sd Y1:Indro, ny fiti_avana nijaly/Teo amin’ny hazo fijali_ana;/Ary ny ratsy nivonona hifaly/Handresy ny Zanakalahy Tokana. Y2:Indro, Ny Fiti_avana mahery/Nitondra ny heloky ny olony;/Izy ni_ady hanafaka ny very,/Ny ainy no avotra ka natolony. Y3:Izay nijaly mafy tao Golgota,/Voahombo ny tongotra\ aman-tanany;/Izy nisolo antsika\ izay mpanota,/Ka fadiranovana ny fanahiny. Y4:Ô, ry Mpamonjy, mba hazòny aho/Hijery ny Hazo fijali_anao!/Olona meloka aho ka afaho/Hi_aloka amin’ny fiti_avanao.