11 lines
733 B
Text
11 lines
733 B
Text
M0:|c:G|m:4/4|a:J. Ramarosandratana 1888-1938|r:7676|h:VI MÅSTE BYTA HJÄRTAN Franz Joseph Haydn 1732-1809|t:FFPM 801 Izaho dia zaza
|
||
U0:zC:(22) 4444 84/(22) 4444 C/(22) 4444 84/(22) 4444 C
|
||
N1:s,dmmrrds dmssllr rmffmmrl, frddrrd
|
||
N2:#m, s-ddttss msddlls tddrdsll l-sstts
|
||
N3:m-sssfmm d-ddddt, s-fssmfr r-mmffm
|
||
N4:#r, d-ddssdd d,-mmffs s-ltddff r-ssssd
|
||
Y1:Izaho di_a zaza/Malemy, osa fo,/Fa na izany aza,/Mba ondrin’i Jeso.
|
||
Y2:Arỳ an-danitra\ Izy/Mitsinjo ahy koa,/Satri_a ny ankizy/Dia ti_any tokoa.
|
||
Y3:Anefa koa akaiky/Jesosy mamiko,/Fa Izy dia manaiky/Ho eto amiko.
|
||
Y4:Manafa-tahotra\ ahy/Ny tsorakazony,/Manaisotra\ ahiahy/Ny fiti_avany.
|
||
Y5:Izao tsy mbola hita/Ny endrik’Izy\ izay,/Fa ra\ha arỳ am-pita/Ho tafahaona indray.
|