M0:|c:G|m:4/4|a:J. Ramarosandratana 1888-1938|r:7676|h:VI MÅSTE BYTA HJÄRTAN Franz Joseph Haydn 1732-1809|t:FFPM 801 Izaho dia zaza U0:zC:(22) 4444 84/(22) 4444 C/(22) 4444 84/(22) 4444 C N1:s,dmmrrds dmssllr rmffmmrl, frddrrd N2:#m, s-ddttss msddlls tddrdsll l-sstts N3:m-sssfmm d-ddddt, s-fssmfr r-mmffm N4:#r, d-ddssdd d,-mmffs s-ltddff r-ssssd Y1:Izaho di_a zaza/Malemy, osa fo,/Fa na izany aza,/Mba ondrin’i Jeso. Y2:Arỳ an-danitra\ Izy/Mitsinjo ahy koa,/Satri_a ny ankizy/Dia ti_any tokoa. Y3:Anefa koa akaiky/Jesosy mamiko,/Fa Izy dia manaiky/Ho eto amiko. Y4:Manafa-tahotra\ ahy/Ny tsorakazony,/Manaisotra\ ahiahy/Ny fiti_avany. Y5:Izao tsy mbola hita/Ny endrik’Izy\ izay,/Fa ra\ha arỳ am-pita/Ho tafahaona indray.