Y1:Endrey i\zato fahasambarana:/Jesosy dia velona\ indray/Ny foko mandre fitsaharana,/No\ho Izy natsangan'ny Ray/Tsy any am-pasana\ intsony,/Fa hitako velona koa;/I\lay Tompon'ny hery ambony,/Mamiratra sy mananjo/I\lay Tompon'ny hery ambony,/Mamiratra sy mananjo
Y2:He, velona Izy! Hafarany/Izaho izao hampandre/Ireo izay tia ny Anarany/Ny fampi_ononana be./Anjely no mendri-kilaza;/Izaho, mpanompo tsy soa,/Nirahin'ny Tompo malaza,/Ka ravo sy tretrika koa!/Nirahin'ny Tompo malaza,/Ka ravo sy tretrika koa!
Y3:Endrey i\zato fahasambarana!/Fa velona mandrakizay/Ny Tompo i\zay nifankazarana,/Ka faly ny foko indray!/Ny fasana\ izay nampisaona/No fampi_ononana koa,/Fa tao izahay tafahaona/Ka ravo dia ravo ny fo!/Fa tao izahay tafahaona/Ka ravo dia ravo ny fo!/