M0:|c:Bb|m:4/4 Mavitrika|t:FFPM 126 Endrey izato hasambarana|h:Kr. Wendelborg 1863-1938|a:J. Halmrast 1866-1912 nad. O. Strand 1887-1941|r:10.8.10.8.9.8.9.8 U0:zE:2 4y4y 4(22)4/z22 4y4y C/z22 4y4y 4(22)4/4 4y4y C/4 4y4y 84/4 4y4y C/z22 4y4y (422)4/z22 4y4y C/z22 4y4y (422)4/4 4y4y E N1:#s, smdlslstwls/ sdddrtsm/ mfmrs'2fmwrd/ ddtlss#m, fm/ m4l3sm/ mdtlltlS/ mm'dlslstwls/ sdddrts#t, m/ mfmrssfmwrd/ rmdddrtd N2:#d, sssfmfmsFws/ fmslrrss/ sfsls4fwm/ mmffrrrm/ rdmmfffmm/ m4f3m/ mmsfmfmsFws/ fmslrrss/ sfsls4fwm/ lsssfffm N3:#s, sdmdddmrd-t/ tdmdlstd/ d6tdtwd/ ddrdtsss/ Sld6sSlSllrdt/ tdmdddmrdwt/ tdmdlstd/ d6tdtwd/ ddmmrtrd N4:#d, sd6rr-m/ rddlfssd/ d'lsfmrrdswl/ Ss4ttd/ mlllfffdd/ tltdrrrm/ rd6rwwm/ rdd'lfssd/ d'lsfmrrds-l/ fs6d Y1:Endrey i\zato fahasambarana:/Jesosy dia velona\ indray/Ny foko mandre fitsaharana,/No\ho Izy natsangan'ny Ray/Tsy any am-pasana\ intsony,/Fa hitako velona koa;/I\lay Tompon'ny hery ambony,/Mamiratra sy mananjo/I\lay Tompon'ny hery ambony,/Mamiratra sy mananjo Y2:He, velona Izy! Hafarany/Izaho izao hampandre/Ireo izay tia ny Anarany/Ny fampi_ononana be./Anjely no mendri-kilaza;/Izaho, mpanompo tsy soa,/Nirahin'ny Tompo malaza,/Ka ravo sy tretrika koa!/Nirahin'ny Tompo malaza,/Ka ravo sy tretrika koa! Y3:Endrey i\zato fahasambarana!/Fa velona mandrakizay/Ny Tompo i\zay nifankazarana,/Ka faly ny foko indray!/Ny fasana\ izay nampisaona/No fampi_ononana koa,/Fa tao izahay tafahaona/Ka ravo dia ravo ny fo!/Fa tao izahay tafahaona/Ka ravo dia ravo ny fo!/ Q0:${N:New}N1:#s, smdlslstwls/ sdddrtsm/ mfmrs'2fmwrd/ ddtlss#m, fm/ m4l3sm/ mdtlltlS/ mdtlslstwls/ sdddrts#t, m/ mfmrssfmwrd/ rmdddrtd