Y2:Ni_o_va tery ny _alina/Fa teraka ny Mpamonjy,/Mamiratra be ny lanitra/Miseho\ izao re ny vonjy,/Ka lasa tokoa ny aizina,/Mihoby ny vo_avonjy
Y3:Na dia ho nahay ni_2hira re/Ny hazo an'ala re\hetra,/Ka afa-mikalo\ ny ravina/Hidera ny Avo\ Indrindra,/Tsy ampy ho fanandratana/Ny Tompon'ny ain-drehetra.
Y4:Ny fe_on'ny olo_2nao izao/Misandratra, ry Jehova\h/Hidera ny fiti_avanao/Sy ny indrafonao so_a/Ni_aro ny fi_angonanao/Hatramin'ny fahagola.
Y5:Ho any an-tani_2ndrazanay/I\zahay re, ry Ray Tsitoha,/Ka hiditra ao an-tranon-dRay/Nomanin'Ilay Mpialoha;/Ny olonao dia ho tafaray/Hidera Anao toko_a!