feufaro/composeApp/src/commonMain/resources/ffpm-55.txt

12 lines
1.3 KiB
Text
Raw Normal View History

2025-07-04 16:51:17 +02:00
M0:|c:C|m:4/4|r:9.8.9.8.9.8|t:FFPM 55 - Ny Andron'ny Fahasoavana|a:N.F.S. Grundtvig, 1783-1872, Nad. I G. Torvik, 1871-1954|h:C.E.F. Weyese, 1774-1842
T0:{:d|m:m.m!s:s.s|d:l!s/m|l:s.s!f:r|m:-!r/s|s:s.s!l:l|t:d!r/r|s:s.s!t:d|(l:f)!s/s|m:m.m!f:s|l:l!s/s|d:d.d!t:d|(r:t)!$Qd}
N1:dmmmsssd'ls/mlssfrmr/sssslltd'r'/r'ssstd'l-s/smmmfslls/sd'd'd'td'r'-d'
N2:ddt,ddt,t,ddd/dddddrdt,/rmmrddt,ss/FssmsssFs/rrddddddd/rmmmrsf-m
N3:m(ssd)rffsfm/sffmdsss/ttd'ssFsst/lr'td'r'd'd'-t/sssssfffm/sld'd'sslts
N4:dds,l,s,rrmfd/df,s,s,l,t,ds,/smdt,l,rs,mr/dt,mdt,l,r-s,/t,ddT,l,s,f,l,d/t,l,lsfmfsd
Y1:Ny andron'ny fahaso_avana/Miposaka ho antsika/Manerana\ izao tontolo\ izao/Ny tarany efa hita/Ka ravo ny olombelona,/Fa lasa ny alintsika
Y2:Niova tery ny alina/Fa teraka ny Mpamonjy,/Mamiratra be ny lanitra/Miseho izao re ny vonjy,/Ka lasa tokoa ny aizina,/Mihoby ny vo_avonjy
Y3:Na dia ho nahay nihira re/Ny hazo an'ala rehetra,/Ka afa-mikalo ny ravina/Hidera ny Avo Indrindra,/Tsy ampy ho fanandratana/Ny Tompon'ny ain-drehetra.
Y4:Ny fe_on'ny olonao izao/Misandratra, ry Jehovah/Hidera ny fiti_avanao/Sy ny indrafonao so_a/Ni_aro ny fi_angonanao/Hatramin'ny fahagola.
Y5:Ho any an-tanindrazanay/I\zahay re, ry Ray Tsitoha,/Ka hiditra ao an-tranon-dRay/Nomanin'Ilay Mpialoha;/Ny olonao dia ho tafaray/Hidera Anao tokoa!