feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-131.txt

8 lines
807 B
Text
Raw Normal View History

2025-07-27 18:57:47 +02:00
I0:ffpm-54.txt:^[MY].*:
M0:|h:J Neander, 1650-1680|c:G|m:3/4|a:L. Stueland 1843-1930|r:14.14.4.7.8|t:FFPM 151 Tonga ny andro malaza
Y1:Tonga ny andro malaza izay mahafaly/Indro, nandresy Jesosy, ilay vao nijaly!/Velona\ indray Izy, natsanganny Ray,/Aoka isika hifaly!
Y2:Efa nahery Jesosy ka resy Satana,/Menatra mafy ireo fahavalo nitana/Ka mba zahao: rava ny fasana\ izao,/Rava fa tsy nahatàna!
Y3:Helo sy fahafatesana resy toko_a/Ary ny tambinny ota dia efa nalo_a!/Jeso Izay maty ka velona\ indray,/Tomponny aina tokoa!
Y4:Mba mihobi_a, ry olona mino rehetra/Ani Jesosy ny hery izay tsy voafetra!/Izy nanao làlana tsara vaovao/Resy ny ratsy rehetra!
Y5:Faly isika fa manana fanantenana,/Mbola hi_antso Jesosy ho_e: «Mitsangàna!»/Aminizay, velona mandrakizay/Ny nodimandry tra-bonjy!