I0:ffpm-54.txt:^[MY].*: M0:|h:J Neander, 1650-1680|c:G|m:3/4|a:L. Stueland 1843-1930|r:14.14.4.7.8|t:FFPM 151 Tonga ny andro malaza Y1:Tonga ny andro malaza izay mahafaly/Indro, nandresy Jesosy, ilay vao nijaly!/Velona\ indray Izy, natsangan’ny Ray,/Aoka isika hifaly! Y2:Efa nahery Jesosy ka resy Satana,/Menatra mafy ireo fahavalo nitana/Ka mba zahao: rava ny fasana\ izao,/Rava fa tsy nahatàna! Y3:Helo sy fahafatesana resy toko_a/Ary ny tambin’ny ota dia efa nalo_a!/Jeso Izay maty ka velona\ indray,/Tompon’ny aina tokoa! Y4:Mba mihobi_a, ry olona mino rehetra/An’i Jesosy ny hery izay tsy voafetra!/Izy nanao làlana tsara vaovao/Resy ny ratsy rehetra! Y5:Faly isika fa manana fanantenana,/Mbola hi_antso Jesosy ho_e: «Mitsangàna!»/Amin’izay, velona mandrakizay/Ny nodimandry tra-bonjy!