9 lines
1.1 KiB
Text
9 lines
1.1 KiB
Text
M0:|t:FFPM 452 (2) Tompo ô, ovay ny foko|a:G. Cousins 1842-1926|r:8.7.8.7.8.7|h:Nar. G.C. Stebbins, 1846 - 1959|c:Ab|m:3/4 Miadanadana
|
|
U0:z8:${x2}y 6222 44/y 6222 (44)/y 6222 44/y 2262 8/${x0}
|
|
N1:#s, slsmrdtl llrdtdr- slsdrmfl drmdrtd ddfffffm m.m.mrlrr- slsdrmfl drmdrtd
|
|
N2:#r, mfmsfmsf ffFlsssf mfmssslf llsmffm mmllllls s.s.lFFFsf mfmssslf llsmfrm
|
|
N3:#s, dddddddd ddlrrmt- ddddtddd dddstrd dddddddd d.d.ddddt- ddddtddd dddstrd
|
|
N4:#d, ddddddff ffrFsss- dddmsd'ff ffssssd' d'd'ffffdd d'd'llrrs- dddmsd'ff ffssssd
|
|
Y1:Tompo ô! ovay ny foko/Mba ho mora\ anarina/Toy ny an'ny zazakely/Tsotra sady marina,/Tsy mi_alo\na, tsy maditra,/Fa manao ny sitrakao,/Tsy mi_alo\na, tsy maditra,/Fa manao ny sitrakao.
|
|
Y2:Zaza, ka tsy te-hifidy/I\zay homenao ahy\ anio,/Ny ho azoko ampitso/Dia ankinina\ aminao;/Ko_a tsy manahy aho,/Fa\ efa ni_antohanao./Ko_a tsy manahy aho,/Fa\ efa ni_antohanao.
|
|
Y3:Zaza, tsy maharo tena,/Fa mi_ankina\ amin-dray./Tsy mahery, tsy mba hendry,/Ary tsy mahay mande\ha;/Hi_anao no Raiko ti_a,/Raiko be fahari-po/Hi_anao no Raiko ti_a,/Raiko be fahari-po
|