11 lines
1.1 KiB
Text
11 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:C|m:4/4|r:11.10.11.8.8.6|t:FFPM 271 Mba mivavaha raha vao maraina|a:Ranjoanina 1870-1921|h:VEILLE TOUJOURS Sophia Zuberbühler 1833-1893|u:https://hymnary.org/hymn/SDC2015/page/109
|
|
U0:z8:z2222 6222y 42z2/z2222 442222 8/z2222 622222 42z2/z2222 6244 8/z22y 422(22)y 4224/22 4A2 8
|
|
N1:#m slsdmsslssf/ frdtlslfsm/ slsddtdrdtl/ lrdtsFls/ msls---mdrd---/ tlsrtd
|
|
N2:#t, mfmmd5mr/ ffmffsfrtd/ mfmmmfmrlsF/ FFlsr4/ dmfm---dmfm---/ f5m
|
|
N3:#m d4sssfmss/ ttdrrttsss/ dddssrdtrrr/ r4tddt/ zzzdsms---dsms/ rdttss
|
|
N4:d5mmfmf, s/ s7rrd/ dd'd's5Fsr/ rrFst, drs/ zzzd'sms---d'sms/ s4s, d
|
|
O1:v34:_3Tsarovy re_3ny Tomponao
|
|
Y1:Mba mivavaha raha vao maraina/Tsarovinao Ilay Mpanao anao/Izay ni_aro ny fana\hy sy aina/Mba ho salama toy izao/${R=}${O:1}Tsarovy re_3ny Tomponao_3/I\zay Mpi_aro anao
|
|
Y2:Rehefa tonga koa ny anto_andro/O! mi_ambena tsara hi_anao/Fa manangoly saina isan'andro/Ilay devoly rafinao
|
|
Y3:Ra\ha alina mangina, ka hatory/Tsarovy eo ny ota\ izay natao/Ka dia ifony mafy sy itsory/Fandrao maningotra anao
|
|
Y4:Na aiza na\ aiza hi_anao mitoetra/Satana fahavalo, ao tokoa/Ka aza kivy na mba manjoretra/Fa mivavaha tsy ho voa:/
|