11 lines
1.1 KiB
Text
11 lines
1.1 KiB
Text
M0:|t:FFPM 206 Ny teny masinao|a:Rajaofera 1859-1906|c:Ab|r:666688|a:(Wesley, 685)|m:4/4
|
|
U0:zC:(22) 444(22) C/4 4444 C/(22) 4444 (4224)/4 4(22)4(22) C/4 8(62) 88 8(62) C/4 (44)(44) 8(44) 8 (44) C
|
|
N1:#s, s-dddtls sldtrd drmmmms'zzz mrd-tl-s srmrds fs'fm sltdrm s'fmr-d
|
|
N2:#m, sfmmssfm sflsfm msssssd.zzz dtl-sF-s sfsfms ss.-s sf-mss s.lssfm
|
|
N3:#t, t-dddd-d mffrtd dtddddm.zzz ssmFsrdt ttt-dm rt.-d ddtmrd d.-dt-d
|
|
N4:#d, s-ddmf-d dfrssd d'sdddddmsd' drr-rr-s sss-dd'ts-d' mfsltd'm.fss-d
|
|
Y1:Ny teny masinao,/Jehova\h Tompo ô!/Nampanoratinao/Ireo mpanomponao,/Dia ti_ako ka tanako./Ho lova sy fananako.
|
|
Y2:Ny teny masinao/'Zay noteneninao/Milaza amiko/Ny haso_avanao,/Izay harena\ atolotrao/Ho entiko hidera\ Anao.
|
|
Y3:Ny teny masinao/Andri_amanitra\ ô!/Maneho ny fitia/Nataon'ny Zanakao,/'Zay maty tany Kalvary/Hamonjy ny mpanota\ etỳ.
|
|
Y4:Ny teny masinao/No mampi_anatra/Ny saiko tsy mahay/Mba hahafantatra/Ny zavatra mi_afina/'Zay momba ny hasoavanao.
|
|
Y5:Ny teny masinao/Dia tsy mba mety lo;/Izay ambarany/Tsy misy tsy ho to,/Na levona\ aza ka tsy ao/Izao rehetra àry 'zao./
|