feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-501.txt
2025-07-10 17:09:19 +02:00

11 lines
812 B
Text

M0:|c:E|m:3/4|r:L.M.|t:FFPM 501. Namely Mafy Loatra|a:W.E. Cousins 1840-1939|h:H.P. Smith, 1825-1898
U0:z0:4448484C/44484(44)4C/44484(44)4(44)/48484(44)4C
N1:#rmmmfmrrr/ssfmddtls/slsdttlsf-/mrd, fmrltd,
N2:#s,d5llt/tdrdmmrdt/rrrddd-ddt/dtlrdl-ss
N3:ssslslrs/s5F-Fs/tltssf-ss-/sfmssf-rm
N4:#f,d5fFs/sltdlr-rs/#dfffmmf-mr-/d#d,sltdfrsd'
Y1:Namely mafy lo_atra/Ny henatra\ aman-tahotra,/Tsy afaka ny haizim-po/Fa mbola tao ny heloko
Y2:Nandroso a\ho nivavaka/Ry Jeso ô, Mpanavotra,/Izao no angatahiko:/Mba mamelà ny heloko!
Y3:Izaho tsy hi_ahotra,/Ny tenako atolotro,/Izay rehetra\ ananako/Anao, Mpamela heloka!
Y4:Ny tahotra dia levona,/Ari_ako ny henatra,/Satria mandre ny feonao hoe:/«Voavelako ny helokao!»
Y5:Endrey ny hafali_ako/I\zay velona\ ao anatiko!/Ka sahiko ny hanao hoe:/«Voavelanao ny heloko!»