8 lines
651 B
Text
8 lines
651 B
Text
I0:ffpm-259.txt:^(M|Y|N4)
|
||
M0:|c:G|m:4/4|a:Amy Easter Brockway (1868-1963)|h:STUTTGART Christian Friedrich Witt 1660-1717|r:8787|t:FFPM 750 Dera, laza, ry Mpanjaka
|
||
N4:#r, dtlsfsd,d, md,frssd d,msslrss mfsmfs-sd,
|
||
Y1:Dera, laza ry Mpanjaka/No atolotray Anao,/Noho I_anao nitahy/Tratranay ny taom-baovao!
|
||
Y2:Andro maro i\zay no lasa,/Be ny so_a hitanay;/Fitahi_a-mahagaga/Azo taminao ry Ray!
|
||
Y3:Marobe ny ratsy vita,/Lehibe ny helokay,/Ka tsy mendrika hi_antso/Ny Anaranao i\zahay!
|
||
Y4:Mi_antrà ry Zanahary/Mamelà ny helokay/Ka sasao ny ran’i Jeso/Mba hadi_o izahay!
|
||
Y5:Aoka re ny andro sisa/Hanompo_anay Anao;/Atanjaho ry Jehova\h/Izahay mpanomponao!
|