feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-630-1.txt
2026-01-06 16:09:29 +01:00

10 lines
1.1 KiB
Text

M0:|c:Bb|m:3/4|t:FFPM 630 (1) Ry Jesosy mba tantano|a:Rakotondranisa 1890-1938|r:8787D|h:Ira David Sankey 1840-1909
U0:z8:${x2}y y44 44/y y44 (44)/y y44 44/y y44 8/${x0}
N1:#r, mfslsddt rmfmflls mfslsm'r'l r'dtltr'd #t, drmfmdmr tdrDrffm #f, m,fslsmrl rdtltrd
N2:#d, drmfmsff t,drDrffm drmfmsff Flsssfm mfsls4 fms5- drmfmsff Flsssfm
N3:#s, ssd4rr s4ttd- ssd4ld r3Drtd ssd5t rdtTtrrd ssd4ld r3Drtd
N4:#d, d5ms 8d- d6ff rrs4d 6ms 7ttd' 7ff rrs4d
Y1:Ry Jesosy mba tantano,/Ho tafita soa arỳ,/Ka ambeno sy sakano,/I\zay rehetra loza\ atỳ./Rano be mangeniheny,/I\zao alehako izao;/Ka\ aoka Hi_anao hiteny,/Mba ho tokiko hatrao.
Y2:Aza miandry ao am-pita/Sao dia fefika\ a\ho atỳ;/Fa avia hi_ara-mita,/Dia ho tody soa arỳ./Raha sendra ka manonja/I\zany alon-drano be,/Aoka Hi_anao ho tonga/Hampitony ahy re.
Y3:Ao ny rivotra mahery/Mety hampivadi-po,/Fa ny fe_onao irery/Mampisava ny manjo/Any koa ny vatolampy/Sy ny biby marobe,/Fa ny herinao dia ampy,/Ka vonjeo ny zanakao.
Y4:Ry Jesosy! Mihaino_a,/I\zao fivavako izao,/Mijoro_a, miseho_a,/Ka jereo ny diako i\zao;/Mbola lavitra\ ao am-pita/Ka tsy hita\ izay hanjo,/Toy i\lay tao Genesareta,/Miseho_a Hi_anao!/