feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-704.txt
2026-01-06 16:09:29 +01:00

11 lines
1.3 KiB
Text

M0:|c:Eb|m:4/4 Milantolanto|a:E. Rainimilavonjy 1869-1938|h:Johan Peter Emilius Hartmann 1805-1900|r:12.12.6.6.12.11|t:FFPM 704 Ry olon-kanao fanekena masina
U0:zC:4 844 844 6244 C/4 (44)44 844 (62)44 8$Q4/4 4444 C/4 4444 C/4 (44)44 (44)44 844 8$Q4/4 844 844 844 C
N1:s, s, dms, dmmrdms ssd'mlsmdsfmfmr dddfls dddfls sd'stlsmsfmfrrd ssrssmsdrmd
N2:#s, sssdssdttddr tdwdddddrwdddt Tllddd dllddd tdwrtd-Drdtttd dtttdddstts
N3:s14-sfs4-sfss mffffm sffffm sswffswTlsrffm mfssmsmmfsm
N4:ssmdsmdsfmd#s,t fmwdfmdmtwdlss df,f,lf,d mfdlf,d fmwrrmwmfs'sssd dsssdddsssd
Y1:Ry olon-kanao fanekena masina,/Misaora ny Tompo, fa ny sitrapony/No mampikambana/Amim-pitiavana,/Ka di_a tsy olon-kisaraka\ intsony:/Ny tany Edena tsahivina\ indray.
Y2:Ny fahamarinan'Andri_amanitra/No haingo manendrika ny tokantrano/Ho toy ny lanitra Mamirapiratra./Ry mpivady marina, Kristy no tano/Handamina ny tokantrano vaovao.
Y3:Ny fahaso_avan'Andri_amanitra/No andry manohana ny tokantrano./Ka mampisandratra/Ny te-ho sambatra,/Izay ankohonanareo atsangano/Hidera ny famindrampo lehibe.
Y4:Ny fanaky ny tokantrano masina/Mano_atra be noho ny volamena:/Ny fivavahana/Sy ny fifonana,/Fisaorana sy fiderana homena/Marain-tsy hariva ny Mpamonjy e!
Y5:Jehova\h Mpitana ny fanekena ô!/Tahi_o ny toky nomeny ho mafy,/Ho masina sy to,/Ho marina am-po:/Ka izy handresy izay ta-handrafy;/Ho azy ny lova ho mandrakizay./