10 lines
1.1 KiB
Text
10 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:Bb|m:4/4|r:12.13.14.15|t:FFPM 179 Ny Fanahy Masina Efa Tonga Tokoa|a:G. Ramiarison 1919- (Faha 100 taonan'ny IEB)|h:G. Ramiarison 1919-
|
||
U0:z0:62444444 844(444)/4 6244(44)44 4444 (444)/4 62422 (444)4 62422 (444)/4 6244 (222)244 42244Cz4
|
||
N1:#s,ssFsdmmrdrrm--/sddtll-sdmmrdr--/srDrfmr--smRmsfm--/#t,dssfff--fmmrfrdtd
|
||
N2:#r,mmrmmsssssss--/mmmsff-smssFFsFs/sfmfssstlssFstls--/ssssssltlssflfmrm
|
||
N3:#s,ddlssddtdttd--/ddsltdtddddldtdr/ttTtrdtrdtd6--/mmdrttdrtddlllsss
|
||
N4:#d,d7rmssdsm/d6rmdddrrslt/s7--s#r,d6sm/d,dmsss--sd,mfrfssd,
|
||
Y1:Ny Fanahy Masina\ efa tonga tokoa./Mba homba ny mpitory ny Teny mahasoa./Koa mitsangana izao ande\ha ry mahery fo/Hatramin’ny faran’ny tany torio ny Teny soa.
|
||
Y2:Vo_asaron’ny\ aizim-pito Ny Nosinao;/Ny ody sy ny sampy no notompoiny tao;/Ny fahazarana koa, nangeja mafy tokoa,/Kanefa tonga ny mazava: Resy ny aizina\ ao.
|
||
Y3:Ry fana\hy voatafy hery ny Tompo\ anie/Ka efa miandry\ ana_o, injay miteny hoe:/«Angony, eny antsoy, Hanatona avokoa/Ny firenena eran-tany ho mpianatro tokoa ».
|
||
Y4:Tompo ti_a ô, ekeko ny antsonao;/Hafoiko ny hareko, ny tenako izao,/Ho vavolombelona, hijoro, hanafika,/Hitory sy hamafy ko_a: Tafio ny herinao.
|