7 lines
575 B
Text
7 lines
575 B
Text
I0:ffpm-42-2.txt:^(Y|N2|M)
|
||
M0:|c:Ab|m:3/4|r:LM|t:FFPM 7 Misaora an'Andriamanitra|h:ABENDS Herbert Stanley Oakley 1830-1903|a:Rainitovo, 1852-1943
|
||
N2:#m, mfssflltd-s sdtds-s-Fs ssslsltmFs- s4Tl-sdtd
|
||
Y1:Misaora\ an’Andriamanitra/Izay nanao ny lanitra,/Namorona ny tany koa/Sy ‘zay rehetra mahasoa!
|
||
Y2:Derao ny voninahiny,/Ankalazao ny heriny,/Jereo ny fiti_avany/Tsy tambonao tononina!
|
||
Y3:Dia avy izahay izao,/Ry Tompo be fiti_a ô,/Mi_ondrika\ eo imasonao/Midera ny Anaranao
|
||
Y4:Isaorana mandrakizay/Ianao Andri_amanitray,/Ny haja be indrindra\ izao/Atolotray mpanomponao!
|