10 lines
1 KiB
Text
10 lines
1 KiB
Text
M0:|t:FFPM 617 Aza manadino ahy|a:Ramahandry|r:8.7.8.7.D|h:C.C. Converse 1832-1918|c:F|m:4/4 Milamindamina
|
|
U0:z0:${x4}62 2222 88/ 62 2222 G/${x0}
|
|
N1:sslsmddl,s,dmdsmrsslsmddl,s,dmrdt,drDrmfrmsllsmfmrsslsmddl,s,dmrdt,d
|
|
N2:#m, dddddslfssssddtdddddslfmsssssstTtdrtddddddrdtdddddslfmsdssss
|
|
N3:mmfmsmfdmmmmmssmmfmsmfddmsfmrmsssssssmffsssssmmfmsmfddmsfmrm
|
|
N4:#s, ddddddf,f,ddddddsddddddf,f,ssssssdssssssddffmdtdsddddddf,f,ssssssd
|
|
Y1:Aza manadino ahy,/Ry Mpihaino vavaka!/Aza mba manary ahy/Hanalavitra Anao;/Mitodiha, ry Mpanjaka!/Ka jereo ny olonao;/Aza manadino ahy,/Ry Mpihaino vavaka!
|
|
Y2:Hi_anao no fi_ereko,/Vatolampy, heriko!/Na kamboty aza aho,/Faly manana Anao;/Afa-tahotra ny foko,/Raha mi_andrandra\ Anao;/Aza manadino ahy,/Ry Mpihaino vavaka!
|
|
Y3:Eny, Hi_anao no Raiko,/Ka hatoniko izao;/Nefa ny fahadalako/Aza mba heverinao;/O! ampifali_o aho,/Ka ombay ny elatrao;/Aza manadino ahy,/Ry Mpihaino vavaka!
|
|
Y4:Tabataba lalandava/No mba hitako izao,/Ka izaho te-ho tonga/Ao am-pitsaharanao;/Mitenena, ry Jehova\h!/Mamali_a a\hy izao;/Aza manadino ahy,/Ry Mpihaino vavaka!/
|