9 lines
1.3 KiB
Text
9 lines
1.3 KiB
Text
M0:|c:Bb|m:4/4 Miadanadana|t:FFPM 392 O mba raiso izao|a:F. Nibelius 1850-1897 Nad M.J. Meeg 1851-1924|r:6.6.9.6.6.9.6.6.9.6.6.9|h:(Feon-kira suédois)
|
||
U0:zC:y4y4/ y4y4 /y4y4y8${DC}z4/ y(y)y4 / yyy4/ y4y4yC/ y4y4/ y4y4/ y4y4yC
|
||
N1:#f, ssdddm/ dtlfld/ tls4ltd/ rdts4/ ltrd4/ tdrrmf'ttd/ ssdddm/ dtlfld/ tls4ltd
|
||
N2:#r, mms4/ f5l/ ffmmmrffm/ sssrrrf/ fffm4/ rmffssffm/ mms4/ f5l/ ffmmmrffm
|
||
N3:#l, ddmmmd/ lldldd/ d5ttrd/ tmrtttr/ rrtd4/ rdttdtrrd/ ddmmmd/ lldldd/ d5ttrd
|
||
N4:#d, d6/f6/ ffs6d/ s3-s3/ s3d4/ s8d/ d6/ f6/ ffs6d
|
||
Y1:O, mba raiso izao,/Misy lovanao ao,/Indro! Jeso mi_andry anao!/${D:Fa ny helokao be/Dia navelany e,/Ka fi_ainana\ omeny anao;/}Novidiny\ hi_anao,/Ka eke_o hatrizao/I\zay omen’i Jesosy anao./O, mba raiso izao,/Misy lovanao ao,/Indro! Jeso mi_andry anao!
|
||
Y2:Moa hadinonao va/Fa ny olo-mandà/Ho tra-nenina rahatrizay?/${D:I\zay ataonao atỳ/Hotsaraina arỳ/Ka tsy azo ovana indray./}Ny Mpamonjy anao/No hatò_ny izao,/Ary Izy hihaino anao./Moa hadinonao va/Fa ny olo-mandà/Ho tra-nenina rahatrizay?
|
||
Y3:I\zao tontolo izao/Dia mamitaka\ anao,/Ka afoizo fandrao manindao./${D:He, Jesosy nandao/I\zao tontolo izao/Ary Izy mi_antso anao./}Izy tonga indray/Ao an-da_pan’ny Ray,/Ka ho velona mandrakizay./I\zao tontolo izao/Dia mamitaka\ anao,/Ka afoizo fandrao manindao.
|