feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-110.txt
2025-09-22 08:16:09 +02:00

12 lines
1.1 KiB
Text

M0:|c:C|m:6/4|r:66668686|a:Frances Ridley Havergal 1836-1879 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|h:Philip Paul Bliss (1838-1876)|t:FFPM 110 Nomeko ho anao
U0:zK:4 8484 (C44)/4 8484 K/4 8484 (C44)/4 84(44)4 K/${$}4 84(44)4 848/4 84(44)4 G${DS}z4
N1:#m sssmsldt lssfsm sssmsldt lsstltd drrrdtdds dtttltd
N2:#t, mmmdmfls fmmrtd mmmdmfls fmsf-fm mfffmrmmm mfff-fm
N3:#f dddsdd-- dddtss dddsdd-- ddmr-rd dtttdrddd ssss-ss
N4:d5f-- fsss,s,d 6f-- fsss,-s,d dsss-sddd ds,s,s,-s,d
Y1:Nomeko ho anao,/Ny rako masina,/Hanavotra anao,/Izay tsy marina!/${R=}Ka dia mba inona izao/No ahy taminao!/Ka dia mba inona izao/No ahy taminao!
Y2:Nafoiko ho anao/Ny zava-tso_a be,/Mba hanatonanao/Ny Raiko lehibe.
Y3:Izaho Tomponao/Nijaly mafy re,/Hanafaka anao/Mpanota lehibe:
Y4:Ny vonjy lehibe/Nataoko ho anao,/Ny rako nitete/Handio ny otanao;
Y5:Jesosy Tompo ô!/Izao no teniko;/Atolotro\ ho Anao/Ny aiko sy ny fo;/${R!}Izany no isaorako/Anao Mpamonjiko/Izany no isaorako/Anao Mpamonjiko
Y6:Ny foko raisonao,/Oneno hatrety,/Ataovy lapanao/Na eto na arỳ;/${R!}Dia tano aho, Tompo ô!/Mba ho fanananao/Dia tano aho, Tompo ô!/Mba ho fanananao/