11 lines
891 B
Text
11 lines
891 B
Text
M0:|c:G|m:2/4 Miadana|r:8787|t:FFPM 69 Zaza masina sy soa, nefa ory Hianao|h:(Weigh Home Tune Book, 112)|a:Rajaonary 1850-1903
|
||
U0:z0:4(22) 4(22) 4(22) 44/ 4(22) 4(22) 4(22) 8/ 4(22) 4(22) 44 (22)4/ (22)(22) 4(22) 44 8
|
||
N1:#t,mrmfmfsfmmr/ mrmfmfsfrd/ mmfrtdrmr-d/ s-f-mdrmrd
|
||
N2:#s,ss-ss-ss-ss/ ss-ss-st-d/ dd-tsltdt-d/ dsltdd-dtd
|
||
N3:#t, dtdrdrmrddt/ dtdrdrmrfm/ sslss-sssfm/ m-f-sslsfm
|
||
N4:#m,ds-sd-dtdss/ ds-sd-ds-d/ ddfss-sss-d/ m'-r-dmfssd,
|
||
Y1:Zaza Masina sy so_a,/Nefa ory Hi_anao,/Ka nanetry tena ko_a,/Sy nandao ny lapanao.
|
||
Y2:Teraka\ ory sy nahantra,/Trano tsy nandri_anao,/Fa tsy nisy ‘zay ni_antra,/Be ny fahori_anao.
|
||
Y3:Fihinanam-bilon’omby/No natao fandri_anao,/Fa ny trano be tsy omby,/Nisy olo-maro tao.
|
||
Y4:Nofonosin-damban-jaza,/Tonga zazabodo re,/Nefa Tompo manan-daza/Sy Mpanjaka lehibe.
|
||
Y5:Efa halan’olo-maro,/Nefa kosa ti_ako;/Dia avi_a, ry Mpamonjy!/Honina\ ato amiko.
|