9 lines
1 KiB
Text
9 lines
1 KiB
Text
M0:|c:F|m:6/4|r:77777765|t:FFPM 66 Ry olona ô, avia|a:Latina sy alemàna "In Dulci Jubilo" Nad.-n'ny Komitin'ny Fihirana|h:Karoly alemàna (Siekla faha-14)
|
||
U0:zK:4 84(44)4 (84)8/4 84(44)4 (84)8/8484 84C/8484848z4/ 8484848/484(44)4848z4/ 8484(84)C/ 8484K
|
||
N1:dddm-fsls sddm-fsls slsfmrd rrmrdrm slsfmrd drrm-rdrm #l, llttd-s mmrrd
|
||
N2:#f, s'lsdtlsdt dlsdtlsdt ddttdtd dddtddd ddtrdtl dddd-tddd lllSl-t dddtd
|
||
N3:mfms-fmfr mfms-fmfr sfrssfm llsfmfs sfrssfm sllslfmfs mmrrmfr dmlsm
|
||
N4:#m, d4-d8-d3s mfssdsd ffssddd mfstdsl mffs-sddd ddttl-s dlfsd
|
||
Y1:Ry olona\ ô, avi_a!/Ry tany, mifali_a!/Mba henoy ny teninay:/Teraka ny Tomponay,/Ao an-tranon’omby ao./Ande\ha, mitsaoka Azy i\zao;/Teraka ny Tompo!/Teraka Jeso!
|
||
Y2:Ry olona\ ô, avi_a!/Ry tany mifali_a!/Mba henoy, ry havanay!/Misy Zaza hitanay/Zanak’Andriamanitra/Hamo\ha indray ny lanitra/Teraka ny Tompo!/Teraka Jeso!
|
||
Y3:Ry Kristi_a\na ô, hobio,/Fa afaka\ hianao anio;/Resy\ izao ny rafinao,/Afaka\ ota hi_anao,/Fa\haso_avan-dehibe/No ho anjaranao anie:/Teraka ny Tompo!/Teraka Jeso!
|