10 lines
961 B
Text
10 lines
961 B
Text
M0:|c:Ab|m:4/4|a:Gunerius Taraldsen Torvik 1871-1954|h:MORNING STAR James Proctor Harding 1850-1911|t:FFPM 40 Tonga ny fahazavan'i Ziona|r:11.10.11.10
|
||
U0:z0:844 844 (44)44 8(44)/ 844 844 (44)44 (88)/ 844 844 (44)44 88/ 844 844 (44)44 G
|
||
N1:#s, mrdtlssdtdmr- s'fmmrdtrdls- mrdtlssdms's'f mdrmdlsltrd
|
||
N2:#m, mmmfffs-FFss- s7-FFsf mmmfffs-dtll smlSmRm-ffm
|
||
N3:#s, ssssltd-dddt- dtddrmrtldt- ssssltd-dddd ddltddd-rtd
|
||
N4:#d, dddrrrm-llssf mrddt,l,r-rrs- dddrrrm-mmff slfmlFs-ssd'
|
||
Y1:Tonga ny fahazavan’i Zi_ona/Ravo ny tany i\zay maizina tao/Tapitra ko_a ny andro misaona/Ary ny tany mi_adana\ izao!
|
||
Y2:Tonga ny fahazavan’i Zi_ona/Efa nandrasana\ izay ela\ izay;/I\zao di_a tapitra ny fanompoana/Ka ampodina ny babo indray!
|
||
Y3:He, misy rano izay miboiboika/Any an’efitra maina sy lao,/Feno ny hobiny ny lohasaha,/Manako_ako ny hira vaovao!
|
||
Y4:Indro ny tany sy nosy rehetra/Dia mankalaza ny Tompo izao;/Ny fanjakany dia tsy manam-petra/Miravoravo ny tany vaovao!
|