13 lines
1.3 KiB
Text
13 lines
1.3 KiB
Text
M0:|c:Ab|m:4/4|t:FFPM 210 Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao|a:G. Ravelo 1886-1961|h:(Feon-kira anglisy)|r:10.7.10.7.12.10.12.10
|
|
U0:z0:${x2} 2222422 448/ 222244G/ ${x0} 2222224 22228/ 2222(44) 22228/ 2222224 22228/ 2222(22)22 (22)(22)8
|
|
N1:#s, mrdlsdtlds/ ddtdmdr/ mfmrdllrdt/ drs'mtls/ mwwwmwwmwmwffwwwfwfwfwm/ sFlsm, sddtrdl/ rrsfmslfmwrwd
|
|
N2:#m, mmffmssffm/ s5Fs/ SSttlmmlFs/ Fs4Fs/ sFlsmsddtdlt/ sltdrtltlms/ z12/ s5wflswfwm
|
|
N3:#s, sslld6/ mmfmddt/ ttmmmddrrr/ drrmrdt/ dwwwdwwdwdwr/ rwwwrwrwrwd/ z12/ rtdrmwdddtltd
|
|
N4:#d, d5mmfl#m, d/ ddrdlls/ mmSSlllFr, s/ lttdrr, s/#d, dwwwdwwdwdwr/ swwwswswswd/ z12/ tsltd'mfrswswd
|
|
O1:v2:Soa tsy manam-paharoa/Ny fitsipikao/Iravo_anay fa harena be
|
|
O2:v1:Sarobidy tsy hafoy/I\zany didinao
|
|
Y1:Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao;/Tompo Andriamanitra\ ô!/Teny mahasoa, aina, hery koa/Mba ho an'izay manoa./${R=}${O:1}I_4ra_3vo_2a_nay/Fa_4ha_rena_2be/${O:2}_12Famonjena ho an'izay mandre
|
|
Y2:Maizina\ izahay, kely fantatray,/Nefa ao ny teninao:/Jiro sy fanilon'ny tongotray/Hankanesana\ Aminao
|
|
Y3:Ra\ha alaim-pana\hy i\tony zanakao/Indro, ao ny teninao/Sabatry ny fo, hanoheranay/Ilay ratsy hatrizay
|
|
Y4:Fifali_anay, odi-tahotray/Ny Baiboly taminao:/Avy ny manjo, nefa kosa, Ray/Ao tokoa ny tavanao
|
|
Y5:Ry Jesosy ô, Mpampi_anatray!/Maminay ny teninao;/Taomy izahay, mba hahaizanay/Hankatò ny didinao/
|