feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-21.txt

9 lines
1.3 KiB
Text

M0:|c:F|m:4/4|r:8|t:FFPM 21 Derao Andriamanitra|a:Johanesa, Ambato, 1880 eo ho eo 1914|h:P. Nilsen Lund, (?) 1842-1914
U0:zC:(22) 44yyC/(22)44yyC/(22) 44yyC/4 yy44C/(22)44yyC/444yyC/(22)44yyC/4yy44C/ (22)4(22)(22)(22)yy4/4yy44C
N1:drmmmrmfs/drmmmsfmr/drmmmrmsl/lsmdrmrd/rmffmmrrd/rmlssFFs/drmmmrmsl/lsmdrmrd/rmf-4r-slsfm/sllsfmrd
N2:#s,d-dddtdrm/dtdrddrdt/d-ddssddd/d6td/t-ds'ssSSl/tdmrrddt/d-ddssddd/d6td/tdr-4t-ddttd/rdddrdtd
N3:mfs7/mfsSllsss/mfssdrdmf/fssmlsfm/s-frddmmm/ssd'ttlls/mfssdrdmf/fssmlsfm/s-s-4s-s5/rmfslsfm
N4:#f,d-dms'f'mrd/mrdtlltds/d-dddtlsf/fmslfssd/s-ltddttl/sdlrrr,r,s/d-dddtlsf/fm,slfssd/zzzsltrs'f'ms'rs'dtlfmfssd
Y1:Derao Andri_amanitra,/Ry vazan-tany efatra,/Fa Izy no mamindra fo/Ka mety manome ny zo,/Naniraka ny Zanany,/Hanavotra ny olony/Ny sandriny tsy toha re,/Fa manan-kery lehibe./Mala_3za ny Anarany,/Fa lehibe ny asany.
Y2:Ny zavatra rehetra e,/Ny ranomasin-dehibe,/Ire_o tendrombohitra,/Ny saha feno ahitra,/Ny hazo sy ny vorona/Ny vato sy ny zavona,/Ny voninkazo manitra,/Ny endriky ny lanitra/Dia sa_3my tsy mijanona/Midera ny Mpamorona.
Y3:Ry olona navotana,/Mba mitsangàna faingana,/Ka miderà ny Tomponao,/Izay nanavotra anao,/Fa he, ny voninahiny/Manerana ny taniny./Tendre_o ny valihanao/Ka miventesa hira vao:/Ry vo_3avonjy ô, derao/Ny Ray Mpamorona anao!