13 lines
1.1 KiB
Text
13 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:F|m:3/4 Miasana|t:FFPM 88 (2) 'Lay ora tao Getsemane|a:Edward Payson Hammond 1831-1910 Nad. A. Valen 1844-1906|h:Asa Hull (1828-1907)|r:CMD|u:https://hymnary.org/page/fetch/MPH1908/37/high
|
||
U0:z8:${p}4 y$Q44 y$Q4/${f}4 y44 6z2/${p}4 2262 22$Q4/4 6222 ${DC}8/
|
||
N1: mmrrffmm ssmdmr mfslllss mssfrd
|
||
N2:#s,ddttrrdd mmdsdt dddddddd dttttd
|
||
N3:#r ssssssss ddssss sfmfffmm mrrsfm
|
||
N4:#f,ddssstdd dddmds dlsffddd dssssd
|
||
Y1:‘Lay ora tao Getsemane/Tsy mba hadino re,/Ra\ha Hi_anao no tsembo-drà,/Ry Tompon’avotra./${R=}Tsahiviko; Tsahiviko./Ny fahori_anao./Ra\ha tsinjoko ny ady be,/I\lay tao Getsemane.
|
||
Y2:Nafo_in-dRay irery tao./Nilaozan-kavanao./Handraisana anay indray/Ho zanaky ny Ray.
|
||
Y3:Nandroso mba hijaly tao,/Ry Tompo, Hi_anao;/Fadiranovana sy may/Hanavotra anay.
|
||
Y4:Fa vinitra Jehovah Ray/Noho ny ditranay;/Nini_anay nolavina/Ny didy masina.
|
||
Y5:Ka Hi_anao nasi_ana/Ho solo vo_ina;/Ny dinitrao, ry Tomponay,/Dia valin’otanay.
|
||
Y6:Fa sitrakao, ho afaka/Ny olo-_meloka;/Endrey ny fiti_avanao/Anay navotanao!
|
||
Y7:Raha mila hangatsi_a-_po/Izaho, Tompo ô,/Mba ampisaino ahy re/Ny tao Getsemane
|