13 lines
1 KiB
Text
13 lines
1 KiB
Text
M0:|t:FFPM 182 Ny pentekosta tonga izao|a:Th. Kingo 1634-1703 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|r:L.M.|h:Dr. Martin Luther 1483-1546|c:C|m:4/4 Vonona
|
|
U0:zC:4 4444 44$Q2z2/4 6244 44$Q4/4 4444 44$Q4/4 6244 (22)(22)$Q4
|
|
N1:d'tltsltd'd'd'ssmsfmmllstd'lsd'tlslf-r-d
|
|
N2:mrrrmffmfmrddrrDDrfsssFssfffmrdt,-d
|
|
N3:sslstd'r'd'lstd'stllllfr'r'd'd'td'r'r'r'd'l-sfm
|
|
N4:dsFssfrlfdfmds,rl,l,frt,s,l,rsmrdt,dr-s,-d
|
|
Y1:Ny Pentekosta tonga\ izao;/Fanahy ô, ny jironao/Velomy ao anatiko,/Hahafantarako ny to.
|
|
Y2:Ampisehoy, Fanahy ô!/Fa Jeso no fi_ainako,/Ka Izy di_a làlana/Ho amin'ny fi_ainana.
|
|
Y3:Dia mba tarihonao ny fo,/Tohano ny fanahiko,/Ampi_o ny fino_ako/Hahita ny mpanavotro.
|
|
Y4:Fa Hi_anao, Fanahy ô!/Hanova ny fanahiko,/Ka raiso sy di_ovinao/Ny foko ho fonenanao.
|
|
Y5:Ny hazo-fijali_ana/Anjara hivesarana,/Fa Hi_anao, ry Heriko,/Mba mi_araha amiko.
|
|
Y6:Mba asehoy ho fantatra/Ny so_a tsy ho tapitra,/Ny satro-boninahitra/Homen'Andri_amanitra.
|
|
Y7:O, ry Fanahy Masina\ ô!/Ampaherezonao ny fo,/Ka hazavao ny làlako,/Ra\ha avy ny hodi_ako.
|