9 lines
1 KiB
Text
9 lines
1 KiB
Text
M0:|a:Johanesa, Ambato 1880 eo ho eo-1914|r:8787D|t:FFPM 407 O, ry Raiko izay malala|h:AUTUMN François-Hippolyte Barthélémon 1741-1808|c:G|m:3/4
|
||
U0:z8:y 62y 44/y 62y 8/y 62y 44/y 62y 8/y 62y 44/y (42)222 (44)/y 62y 44/y 62y 8
|
||
N1:drmrdl,s,m, drmrmsr drmrdl,s,m, dlsmrmd mfslsmsm drmfmrddt, drmrdl,s,m, dlsmrmd
|
||
N2:#d, mfsfmfmd sssssss mfsfmfmd d'3sfsm dtd3sds 4lsfmmr mfsfmfmd d'3sfsm
|
||
N3:#s, sssssdds stdtldt sssssdds drmdttd drmfmdmd dtdrdlls- sssssdds drmdttd
|
||
N4:#d, d8 msdsdms d8 mfssssd d'8 msd'td'fFs- d8 mfs4d
|
||
Y1:O, ry Raiko, I\zay malala/Tonga aho zanakao,/I\zay nani_a, fa adala,/Ka mifona aminao./Mamelà ny fahotako/Te_o anatrehanao;/Ary ny fahadalako/Aza mba tsarovanao!
|
||
Y2:He, izaho nanantena/I\zao fi_ainana izao,/Ka nandà ny famonjena,/I\zay lazain’ny teninao;/Kanjo hitako toko_a,/Fa izao tontolo\ izao/Tsy mba mana-java-tso_a/Hampi_adana ny ao.
|
||
Y3:Enga aho, i\zay mahantra,/Mba ho isan’ny Anao;/Hi_anao no Ray Mpi_antra,/Mi_antrà ny zanakao,/Ary noho ny Mpamonjy,/I\zay nanavotra\ ahy re,/Raiso aho ho tra-bonjy,/Ho Anao, ry Ray! Ame\n!
|