12 lines
1.2 KiB
Text
12 lines
1.2 KiB
Text
M0:|c:Eb|m:4/4 Falifaly|r:7676D|t:FFPM 256 Mivoaka ao Golgota|h:(Feon-kira Grika)|u:https://hymnary.org/tune/whitfield_greek|
|
|
U0:zC: (22) 4444 84/4 4444 ${DC}C/4 4444 84/4 4(22)4(22) C/(22) 4444 (44)$Q4/4 4444 C
|
|
N1:drm5d/ drrt, t, d/ sd'd'tlsm/ mfsfmfmr/ mfs4ltd'/ lsfmrd
|
|
N2:#s, dwd5s/ lllsss/ d7/ drmrdrdt/ dwd5wf/ ddrdtd
|
|
N3:mfs5m/ mffrrm/ mmmsfms/ ssswssws/ sfm4fsl/ fmrsfm
|
|
Q0:${N:New}N4:#f, dwd6/ lffssd/ d7/ dsswssws/ dwd4fwf/ fs4d
|
|
N4:#f, dwd6/ lffssd/ d7/ dttwddws/ dwd4fwf/ fs4d
|
|
Y1:Mivoaka ao Golgota/I\lay renirano soa,/${D:Iantsoana ny mpanota/Ho any avokoa;/}Ny ratran'ny Mpamonjy/No loharanon'io,/Ka ony mahavonjy/Sy tena mahadio !
|
|
Y2:Mamelona ny tany/I\ty ony soa ity,/${D:Izay rehetra\ ombany/Mi_adana ery!/}Vahoaka\ an-tapitr'isa/Izay misotro ao/Mahita Paradisa/Sy fiainana vaovao !
|
|
Y3:Ny fo izay maratra/Ka entina mankeo,/${D:Ny ory sy mahantra/Izay manatona\ eo:/}Mahita fanafody/Ka sitrana\ avokoa!/Ny ota sy ny rofy/Dia afaka tokoa!
|
|
Y4:Fanahy be ahiana,/Avia misotro ao,/${D:Fa io no mampangina/Ny alahelonao!/}Fanahy ô, hatòny/I\ty ony soa ity/Fa io no mahatony/Ny faniriana\ atỳ.
|
|
Y5:Hianao, ry Tompon'aina,/Isaoranay tokoa,/${D:Nanaiky horatraina/Handefa ony soa!/}Ny ranao tao Golgota/No i_ankinanay/Fa mahadio ny ota,/Mamelona\ aina\ anay!/
|