feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-221.txt
2025-09-17 10:25:21 +02:00

11 lines
900 B
Text

M0:|c:Eb|m:4/4 Faingampaingana|r:86866|t:FFPM 221 Mivory eto izahay|h:Nikolaus Herman 1500-1561|u:https://hymnary.org/tune/op_alle_som_paa_jorden_bor_herman
U0:zC:4 444(22) 444/4 4444 C/4 4444 444/4 4444 C/4 4(22)44 C
N1:ds4wlsm/ rmslFs/ msssmsfr/ sfmrrs/ mfmwrrd
N2:#s, drmfmwrrd/ rdrmrt/ s3td3t/ trddtd/ drdtlts
N3:#r msstdtlts/ sstlrr/ d,rmfssls/ rs5/ llswlfm
N4:#s, dtdrmwfs'd/ tdtdrs/ #m, dtdrdmfs/ stdsfm/ lr,mwfsd,
Y1:Mivory eto izahay./Jesosy Tompo ô!/Avi_a hanazava\ anay,/Hino_anay Anao/Hino_anay Anao
Y2:Maniry mafy izahay/Hihaona Aminao:/Ome_o hosotro_inay/Ny rano velona/Ny rano velona
Y3:Ny mofon'aina mba zarao/Ho\ anay, ry Tompo ô!/Tahi_o re ny irakao,/Ho voninahitrao/Ho voninahitrao
Y4:Ny fonay dia atolotray/Anao Jesosy ô!/Ome_o hery izahay/Hanao ny sitrakao/Hanao ny sitrakao
Y5:Ra\ha tapitra ny andronay,/Izay voafetranao,/Dia ento mody izahay/Ho any aminao/Ho any aminao///