11 lines
779 B
Text
11 lines
779 B
Text
M0:|c:G|m:4/4 Matomatotra|a:C. Borchgrevink (1841-1919)|h:STUTTGART Christian Friedrich Witt 1660-1717|r:8787|t:FFPM 315 Ry Ziona, mitsangàna
|
||
U0:z0:4444 4444/ 4444 448/ 4444 4444/ 4444 448
|
||
N1:s,s,ddrrmd sslfrsm mmrmdrdt, dl,s,ddt,d
|
||
N2:#m, s4ttdd rd4td 3ttlls3 fms4
|
||
N3:s,s,mms3m smfls3 lmfmmr3 d4rrm
|
||
N4:#d, ssmdssd'd'td'ffssd' llsSlfss mfd'mssd
|
||
Y1:Ry Zi_ona, mitsangàna,/Ka mihazavà izao;/Andrandrao ny fa\hazavana,/I\zay miposaka\ aminao.
|
||
Y2:Maizina ny firenena,/Amin-tany fantatrao,/Fa tsy manam-pamonjena,/Nefa ankohonanao.
|
||
Y3:Asandrato ny fanilo/Hanazava lavitra,/Mba ho marobe no hino/An’Andri_amanitra.
|
||
Y4:Atopazy re ny maso!/Marobe ny zanakao,/Toy ny tany feno hazo/E_o anatrehanao.
|
||
Y5:Ry Jesosy, hotahinao/Ani_e ny lovanao;/Olo-maro i\zay irinao,/Taomy mora ho Anao.
|