feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-251.txt
2025-09-22 08:16:09 +02:00

11 lines
No EOL
953 B
Text

M0:|c:Eb|m:4/4 Miadanadana|t:FFPM 251 Ry Jeso Zana-Janahary|a:James Allen 1734-1804 Nad. J. Johnson 1864-1916|h:Ludwig Mathias Lindeman 1812-1887|u:https://hymnary.org/hymn/LHPN1913/page/240
U0:zC:4 4444 (22)4(44) 8z4/4 4444 88 8z4/4 4444 44(44) 8z4/4 4444 88 C
N1:smdmrfwmrwm/ dt,drslts/ rfmrdt,lswl/ smsd'dmrd
N2:#s, tdddtlwslwS/ lsstddrt/ ttdllsfmwd/ tdrdddtd
N3:#l, rmsssdrmflt/ lfmsssFr/ sfsfRrrmT'l'/ fsrmfsfm
N4:#f, sdms'sltdfwm, / fsdf'mrrs/ srdfFstdwf'/ rdtllssd
Y1:Ry Jeso Zana-Janahary/Sy fototry ny aim-baovao!/Mba aniraho ny Fanahy/Izao madinikao izao
Y2:Ny fa\hafatesanao nandresy/No aoka hi_ombonany/Ny herinao tsy mety resy/No mba ho fi_arovany
Y3:Ka ny Anaranao hajaina/Dia mba omeo ny zanakay/Ka io no hi_alany aina/Sy hitsanganany indray
Y4:Tantano izy tsy ho osa/Ra\ha lavitra ny di_any/Fa raha fohy i\hany kosa/Mba raiso ny fanahiny/
Y5:Ka mba soraty ao am-pony,/Ry Tompo, ny Anaranao,/Ka ny anaran'ny mpanompo/Soraty ao an-tananao.