6 lines
784 B
Text
6 lines
784 B
Text
M0:|t:FFPM 551 (1) Tsy lany fahoriana|a:Ph. Rajohanesa 1879-1976|h:F. Mendelssohn-Bartholdy 1809-1847|r:7.6.7.6. D|c:Eb|m:4/4 Faingampaingana.
|
||
I0:ffpm-197-1.txt:^(M|Y)
|
||
Y1:Tsy lany fahoriana/I\ty tanintsika\ itỳ,/Fa be ny fihafiana/I\zay hitako atỳ./Ny Tompo no jereko,/Ra\ha reraka ny fo,/Ka eo no fi_ereko,/Ra\ha azon’ny manjo.
|
||
Y2:Etỳ alaim-panahy/Jeso, ny olonao,/Kanefa tsy manahy/Izay mahita\ Anao./Hianao no hojereny,/Ka moa ho resy ve?/Hianao no handreseny/Ny fahavalo be.
|
||
Y3:Tsy azo i_alana/Ny eo anilanao,/Mahita fanimbana/I\zay mahafoy Anao./Asain’ny fahoriana/Jerena Hi_anao,/Mahazo fifaliana/Ny maso aminao.
|
||
Y4:Rehefa hi_alana/Izao tontolo\ izao./Ny tany tsy hitana/Izay mahita\ Anao./Ka di_a hojereko,/Ry Tompo, Hi_anao,/Fa Hi_anao homeko/I\zao aiko kely\ izao.
|