feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-310.txt
2025-07-27 18:57:47 +02:00

9 lines
1.6 KiB
Text

M0:|c:Eb|m:4/4|t:FFPM 310 Misy maro ao an-tsaha|a:F.J. Crosby 1820-1915 Nad. Ramboatiana 1850-1945 (dikany malalaka)|h:W.B. Bradbury 1816-1868
U0:z8:yyyyy8624y44444/yyyyy8624y44C/ yyy4/yyy4/y4444C/ yyy4/ yyy4/ y4444${DC}4
N1:drm5rdmsl lsmrdmrss/ drm5rdmsl lsdrmrd/ ssl5/ d'ls5/ lsfrmdr/ ssl5/ dls5/ lssrmFs
N2:#t, drd8mff mdtddttt/drd8mf fmdddtd /d7/ d7/ ddtrddt/ d7/ d7/ ddtrddt
N3:#r mfs4fmsd4sfmssrs/ mfs4fmsd4mfsfm/ mmf5/ lfm5/ fmrs4/ mmf5/ lfm5/ fmrtlls
N4:#s, d11ffd5s3/ d11ffdllssd/ ddf5/ ffd5/ ddrtdms/ ddf5/ ffd5/ ddr4s
Y1:Misy maro ao an-tsaha mitaraina,/Ka ento ny Jiro mba hankao!/Tsy mba misy anto_andro na maraina/Fa maizina re ny ao;/Indro olo-maro be/No maniry mafy hoe:/Mba midina mankaty,/Itondray Baiboly re/Izy\ ireo fa ta handre/An'i Kristy Tompo soa !/${R=}${D:"Mandehana", hoy ny Tompo, "mandehana/Ho amin'izao tontolo i\zao!"/Mitsangàna ary, eny, mitsangàna/Fa Izy no homba\ anao!}
Y2:Mandehana mba hitarika ny jamba,/Mba ampifalio ny ory fo;/Ny mahantra ilazao fa misy lamba/Tsy miova, tsy mety lo;/Jeso Mofon'aina soa/Sady Ranon'aina koa,/Asehoy ho hitany!/Tena Andriamanitra,/Tompo tao an-danitra,/Ambarao ho fantany!${D:"Mandehana", hoy ny Tompo, "mandehana/Ho amin'izao tontolo i\zao!"/Mitsangàna ary, eny, mitsangàna/Fa Izy no homba\ anao!}
Y3:Mandehana hanatanjaka ny osa,/Omeo toky re ny ketraka;/Ny anjaranao, ataovy ho tontosa/Ka aza dia reraka!/Mandehana i_anao/Ka vitao ny asanao/Fa ny tambinao arỳ;/Mbola any\ ihany re/ny handraisan-tamby be,/Dia rehefa tsy etỳ!${D:"Mandehana", hoy ny Tompo, "mandehana/Ho amin'izao tontolo i\zao!"/Mitsangàna ary, eny, mitsangàna/Fa Izy no homba\ anao!}